|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao jery vilana |
| Singan-teny | 2manao, 3jery, 4vilana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany.
7mangala-pijery. [1.1] |
| Tovy hevitra | 8manao jery kely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|